Entry | 1 teniko fe lehibe |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 teny mampiseho fahefana tsy azo toherina, tsy iadian-kevitra fa ekena fotsiny amin' izao [1.1] |
Explanations in English | 4 it is my order, I am the boss [1.7] |
Explanations in French | 5 c'est mon ordre, je suis le chef [1.8] |
Synonyms | 6 didiko fe lehibe, teniko fe-andriana |
Elementary words | 7 teny, fe, lehibe |
Updated on 2023/11/20 |